<-
->

Jer / Jr 37:18 Moreover Jeremiah said unto king Zedekiah, What have I offended against thee, or against thy servants, or against this people, that ye have put me in prison? Ary hoy koa Jeremia tamin' i Zedekia mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao, na tamin' ny mpanomponao, na tamin' ity firenena ity, no dia nataonareo tao an-trano-maizina aho? Hoy koa Jeremia tamin' i Sedesiasa mpanjaka: Inona no ratsy nataoko taminao na tamin' ity vahoaka ity, no dia nalatsakareo an-tranomaizina aho? Puis Jérémie dit au roi Sédécias : "En quoi ai-je péché contre toi, contre tes serviteurs ou contre ce peuple, que vous m' ayez mis en prison?