<-
->

Jer / Jr 37:2 But neither he, nor his servants, nor the people of the land, did hearken unto the words of the Lord, which he spake by the prophet Jeremiah. nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin' i Jehovah, izay nampilazainy an' i Jeremia mpaminany. Kanefa na izy, na ny mpanompony, na ny ankapobem-bahoaka tao amin' ny tany, dia samy tsy nihaino ny tenin' ny Tompo izay notononiny tamin' ny alàlan' i Jeremia mpaminany. Mais ni lui, ni ses serviteurs, ni le peuple du pays n'écoutèrent les paroles que Yahvé prononça par le ministère du prophète Jérémie.