<-
->

Jer / Jr 37:4 Now Jeremiah came in and went out among the people: for they had not put him into prison. Ary Jeremia mbola niditra sy nivoaka teo amin' ny olona ihany; fa tsy mbola nataony tao an-trano-maizina izy. Jeremia nifanerasera teo afovoan' ny vahoaka ihany, ary mbola tsy natao an-tranomaizina. Or Jérémie allait et venait parmi le peuple : on ne l' avait pas encore mis en prison.