<-
->

Jer / Jr 38:15 Then Jeremiah said unto Zedekiah, If I declare it unto thee, wilt thou not surely put me to death? and if I give thee counsel, wilt thou not hearken unto me? Ary hoy Jeremia tamin' i Zedekia: Raha ambarako anao, dia tsy hovonoinao tokoa va re aho? Fa na dia omeko saina aza ianao, dia tsy hihaino ahy tsinona. Ary hoy Jeremia tamin' i Sedesiasa: Moa tsy hamono ahy tokoa va hianao, raha ilazako izany. Ary raha omeko hevitra hianao, tsy hihaino ahy. Jérémie répondit à Sédécias : "Si je te la proclame, tu me feras mourir, n' est ce pas? Et si je te conseille, tu ne m'écouteras pas!"