<-
->

Jer / Jr 38:16 So Zedekiah the king sware secretly unto Jeremiah, saying, As the Lord liveth, that made us this soul, I will not put thee to death, neither will I give thee into the hand of these men that seek thy life. Ary Zedekia mpanjaka nianiana mangingina tamin' i Jeremia nanao hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay nanao izao fanahintsika izao, dia tsy hamono anao tokoa aho, na hanolotra anao eo an-tànan' ireto olona mitady ny ainao ireto. Dia nianiana mangingina amin' i Jeremia Sedesiasa mpanjaka, nanao hoe: Velona Iaveh izay nanome antsika ity fiainana ity. Tsy hamono anao aho, na hanolotra anao amin' ireo olona mitady ny ainao ireo. Alors le roi Sédécias fit en secret ce serment à Jérémie : "Par Yahvé vivant, qui nous a donné cette vie, je ne te ferai pas mourir et ne te livrerai pas aux mains de ces gens qui en veulent à ta vie."