<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 39:3 | And all the princes of the king of |
dia niditra ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona rehetra ka nipetraka teo amin' ny vavahady ampovoany, dia Nergala-sarezera sy Samgarnebo sy Sarsekima. Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera Raba-magy, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona. | ka niditra avokoa ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babilona, ary naka toerana mafy teo amin' ny vavahady afovoany, dia Nergaly-Seresera, mpiambina ny trano firaketana, Nabo-Sarsakima, lehiben' ny eonoka, Nergaly-Seresera, lehiben' ny majy, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babilona. | Tous les officiers du roi de |