<-
->

Jer / Jr 39:9 Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive into Babylon the remnant of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to him, with the rest of the people that remained. Ary ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nanatona azy ary ny vahoaka sisa koa dia nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo tany Babylona. ary ny vahoaka sisa tamin' ny tany izay tafajanona teo, dia nentin' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina, ho babo any Babilona. Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta à Babylone le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui s'étaient rendus à lui et le reste des artisans.