<-
->

Jer / Jr 40:12 Even all the Jews returned out of all places whither they were driven, and came to the land of Judah, to Gedaliah, unto Mizpah, and gathered wine and summer fruits very much. dia niverina ny Jiosy rehetra avy tany amin' ny tany rehetra izay efa nandroahana azy ka tonga tany amin' ny tanin' ny Joda ho any amin' i Gedalia tao Mizpa, ka nanangona divay sy voankazo sesehena masaka fahavaratra izy. dia tamin' izay ny Jodeana rehetra no niverina avy any amin' ny tany rehetra nandroahana azy avokoa, ka nankao amin' ny tanin' i Jodà, nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà, ary nanangona divay amam-boankazo be dia be. Tous ces Judéens revinrent donc de tous les lieux où ils s'étaient dispersés; rentrés au pays de Juda, près de Godolias, à Miçpa, ils firent une récolte très abondante de vin et de fruits.