<-
->

Jer / Jr 48:39 They shall howl, saying, How is it broken down! how hath Moab turned the back with shame! so shall Moab be a derision and a dismaying to all them about him. Indrisy! raiki-tahotra izy! Midradradradrà! Indrisy! efa miamboho Moaba, mangaihay Izy, ka dia tonga fihomehezana sy fampitahorana ho an' izay rehetra manodidina azy. He ity fahatorotorony! Mba misentoa hianareo. He ity fiambohon' i Moaba amin-kenatra! Tonga fihomehezana Moaba, tonga fampitahorana ho an' izay rehetra mifanakaiky aminy izy. Comme il a été détruit! Gémissez! Comme Moab, honteusement, a tourné le dos! Moab est devenu un objet de risée et d'épouvante pour tous ses voisins.