<-
->

Jer / Jr 48:44 He that fleeth from the fear shall fall into the pit; and he that getteth up out of the pit shall be taken in the snare: for I will bring upon it, even upon Moab, the year of their visitation, saith the Lord. Izay mandositra ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; Ary izay miakatra avy any an-davaka dia ho voan' ny fandrika; Fa hataoko tonga amin' i Moaba ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah. Izay mandositra ny zava-mahatahotra azy, ho latsaka ao an-davaka; ary izay miakatra avy ao an-davaka, ho voan' ny fandrika; fa hataoko tonga aminy, dia amin' i Moaba, ny taona famangiana azy, - teny marin' ny Tompo. Qui fuira loin de la frayeur tombera dans la fosse, et qui remontera de la fosse sera pris dans le filet. Oui, je vais amener tout cela sur Moab, l' année de leur châtiment, oracle de Yahvé.