<-
->

Jer / Jr 48:47 Yet will I bring again the captivity of Moab in the latter days, saith the Lord. Thus far is the judgment of Moab. Nefa mbola hampodiko avy amin' ny fahababoana ihany Moaba any amparany, hoy Jehovah. Hatreto ny amin' ny fitsarana an' i Moaba. Mbola hampodiko anefa ny voababo amin' i Moaba, any amin' ny farandro any, - teny marin' ny Tompo. Hatreto ny fitsarana an' i Moaba. Mais je ramènerai les captifs de Moab, à la fin des jours, oracle de Yahvé. Jusqu' ici le jugement de Moab.