<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 50:45 | Therefore hear ye the counsel of the |
Koa henoy ny saina avy amin' i Jehovah, izay nosaininy hamelezana an' i Babylona, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny tanin' ny Kaldeana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin' ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy. | Koa henoy ary ny fikasana naraikitry ny Tompo hamelezana an' i Babela, sy ny hevitra nosaininy hamelezana ny tanin' ny Kaldeana; Eny, hotaritarihana hoatra ny ondry osa izy; ary ho gaga foana amin' izany ny tanim-bilona! | Aussi apprenez le dessein que |