<-
->

Jer / Jr 51:60 So Jeremiah wrote in a book all the evil that should come upon Babylon, even all these words that are written against Babylon. Ary nosoratan' i Jeremia teo amin' ny boky iray ny loza rehetra izay hanjo an' i Babylona, dia ireo teny rehetra ireo, izay voasoratra ny amin' i Babylona. Nosoratan' i Jeremia tamin' ny boky iray, avokoa, ny loza hanjo an' i Babilona, dia ireo teny rehetra voasoratra ny amin' i Babilona ireo. Jérémie avait mis par écrit dans un seul livre tout le malheur qui devait survenir à Babylone, toutes ces paroles qui avaient été écrites contre Babylone.