<-
->

Jer / Jr 51:7 Babylon hath been a golden cup in the Lord' s hand, that made all the earth drunken: the nations have drunken of her wine; therefore the nations are mad. Babylona dia kapoaka volamena teny an-tànan' i Jehovah, Izay nahamamo ny tany rehetra; Ny divainy efa nisotroan' ny firenena, koa izany no nahavery saina ireny. Kapoaka volamena teny an-tanan' ny Tompo Babela, nahamamo ny tany rehetra izy; nisotro ny divainy ny firenena, ka tonga mibedibedy foana ny firenena. Babylone était une coupe d' or aux mains de Yahvé, elle enivrait la terre entière, les nations s' abreuvaient de son vin c' est pourquoi elles devenaient folles.