<-
->

Jer / Jr 52:15 Then Nebuzaradan the captain of the guard carried away captive certain of the poor of the people, and the residue of the people that remained in the city, and those that fell away, that fell to the king of Babylon, and the rest of the multitude. Ary ny sasany tamin' ny olona malahelo mbamin' ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan' i Babylona mbamin' ny vahoaka maro be sisa dia nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo avokoa. Nentin' i Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, ho babo ny sasany tamin' ny olo-mahantra indrindra, mbamin' ny olona sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ireo efa nitsoaka nanatona ny mpanjakan' i Babilona, ary ny mpanao tao-zavatra sisa. Nebuzaradân, commandant de la garde, déporta une partie des pauvres du peuple et le reste de la population laissée dans la ville, les transfuges qui étaient passés au roi de Babylone et ce qui restait des artisans.