<-
->

Nom / Fan 23:16 And the Lord met Balaam, and put a word in his mouth, and said, Go again unto Balak, and say thus. Ary Jehovah nihaona tamin' i Balama, dia nanisy teny teo am-bavany ka nanao hoe: Miverena mankeo amin' i Balaka ary izany no holazainao. Dia tonga nihoana tamin' i Balaama Iaveh ka nanisy teny tao am-bavany, ary nilaza hoe: Miverena any amin' i Balàka, ka izao sy izao no holazainao. Yahvé vint à la rencontre de Balaam, il lui mit une parole dans la bouche et lui dit : " Retourne auprès de Balaq, et c' est ainsi que tu parleras. "