<-
->

Nom / Fan 23:6 And he returned unto him, and, lo, he stood by his burnt sacrifice, he, and all the princes of Moab. Dia niverina tany amin' i Balaka izy, ary, indreo, teo anilan' ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin' i Moaba rehetra. Niverina nankany aminy izy, ka inty Balàka sy ireo andriandahin' i Moaba nitoetra teo anilan' ny sorona dorany; Balaam retourna donc auprès de lui ; il le trouva toujours debout près de son holocauste, avec tous les princes de Moab.