<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 10:8 | At that time the |
Tamin' izany andro izany no nanokanan' 1 Jehovah ny firenen' i Levy hitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah sy hijanona eo anatrehan' i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin' ny anarany mandraka androany. | Tamin' izany andro izany no nanokanan' ny Tompo ny fokon' i Levì hitondra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo sy hitoetra eo anatrehan' ny Tompo, hanompo azy ary hitso-drano amin' ny anarany, mandraka androany. |