<-
->

Deo / Dt 3:27 Get thee up into the top of Pisgah, and lift up thine eyes westward, and northward, and southward, and eastward, and behold it with thine eyes: for thou shalt not go over this Jordan. Miakara eo an-tampon' i Pisga ianao, ary atopazy ny masonao miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, ary aoka hijery ny masonao; fa tsy hita izany Jordana izany ianao; Miakara any an-tampon' i Fasgà, dia atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao, ka tazano amin' ny masonao, fa hianao tsy hita io Jordany io. Monte au sommet du Pisga, porte tes regards à l' occident, au nord, au midi et à l' orient ; regarde de tes yeux car tu ne passeras pas le Jourdain que voici.