<-
->

Deo / Dt 30:18 I denounce unto you this day, that ye shall surely perish, and that ye shall not prolong your days upon the land, whither thou passest over Jordan to go to possess it. dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin' ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an' i Jordana ianareo. dia ambarako anareo dieny ankehitriny, fa ho ringana tokoa hianareo; tsy ho lava andro any amin' ny tany efa hidiranao hanananao azy, rahefa tafita an' i Jordany, hianao. je vous déclare aujourd' hui que vous périrez certainement et que vous ne vivrez pas de longs jours sur la terre où vous pénétrez pour en prendre possession en passant le Jourdain.