<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 32:50 | And die in the mount whither thou goest up, and be gathered unto thy people; as |
Dia aoka ho faty ao amin' ny tendrombohitra izay iakaranao ianao, ka ho voangona any amin' ny razanao, tahaka ny nahafatesan' i Arona rahalahinao tao an-tendrombohitra Hora sy ny nanangonana azy any amin' ny razany, | Ho faty eo amin' ny tendrombohitra hiakaranao hianao, dia hangonina any amin' ny razanao, tahaka ny nahafatesan' i Aarona rahalahinao tany an-tendrombohitra Hora, sy nanangonana azy tany amin' ny razany; | Meurs sur la montagne où tu seras monté, et tu seras réuni aux tiens, comme |