<-
->

Deo / Dt 33:16 And for the precious things of the earth and fulness thereof, and for the good will of him that dwelt in the bush: let the blessing come upon the head of Joseph, and upon the top of the head of him that was separated from his brethren. Mbamin' ny zava-tsoan' ny tany sy izay rehetra eo aminy Sy ny fankasitrahan' Izay nitoetra tao amin' ilay roimemy; Ary aoka ho tonga eo an-dohan' i Josefa izany, Dia eo an-tampon-dohan' ilay nalaza tamin' ny rahalahiny. Ny fanomezana tsara indrindra avy amin' ny tany sy ny fahavokarany. Ny fankasitrahan' ilay nitoetra teo amin' ny zava-maniry milobolobo anie ho tonga eo an-dohan' i Josefa, eo amin' ny tampon' ny lohan' ny andrian' ny rahalahiny le meilleur de la terre et de ce qu' elle produit, la faveur de celui qui habite le Buisson. Que la chevelure abonde sur la tête de Joseph, sur le crâne du consacré parmi ses frères !