<-
->

Deo / Dt 33:20 And of Gad he said, Blessed be he that enlargeth Gad: he dwelleth as a lion, and teareth the arm with the crown of the head. Ary ny amin' i GADA dia hoy Izy; Isaorana anie Izay manome malalaka ho an' i Gada; Mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy Ka mamiravira ny sandry mbamin' ny tampon-doha. Ny amin' i Gada dia hoy izy: Isaorana anie ilay manome fitoerana malalaka an' i Gada! Mandry toy ny liom-bavy izy; ka mamiravira ny sandry na ny loha aza. Il dit sur Gad : Béni soit celui qui met Gad au large ! Il repose comme une lionne ; il a déchiré bras, visage et tête.