<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:5 | Therefore the five kings of the |
Dia niangona ireo mpanjaka dimy tamin' ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra, ary nitoby tandrifin' i Gibeona ka namely azy. | Dia niangona ny mpanjakan' ny Amoreana, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra niaraka tamin' ny mpiantafika rehetra, ary nanorina ny tobiny teo akaikin' i Gabaona sy nanao fahirano azy. | Ayant opéré leur jonction, les cinq rois amorites montèrent, à savoir le roi de |