<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 13:27 | And in the valley, |
ary teo amin' ny lohasaha Beti-harama sy Beti-nimra sy Sokota sy Zafona ary ny sisa tamin' ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy ny amoron' i Jordana hatramin' ny amoron' ny Ranomasina Kinereta an-dafy atsinanan' i Jordana. | ary eo amin' ny lohasaha, Beti-Harama, Beti-Nemrà, Sokota sy Safona, sisa tamin' ny fanjakan' i Sehona mpanjakan' i Hesebona; ary Jordany sy ny tany momba azy, hatramin' ny tendron' ny ranomasina Kenerata an-dafin' i Jordany any atsinanana. | et dans la vallée : |