<-
->

Jos 14:15 And the name of Hebron before was Kirjatharba; which Arba was a great man among the Anakims. And the land had rest from war. Ary tanànan' Arba no anaran' i Hebrona taloha; ilay lehilahy vaventy tamin' ny Anakita izany Arba izany. Dia nandry ny tany ka tsy nisy ady intsony. Kariat-Arbe no anaran' i Hebrona fahiny; Arbe dia lehilahy goavam-be indrindra tamin' ny Enakima. Ary nitsahatra tamin' ny ady ny tany. Autrefois le nom d' Hébron était Qiryat-Arba. Arba était l' homme le plus grand des Anaqim. Et le pays se reposa de la guerre.