<-
->

Jos 4:23 For the Lord your God dried up the waters of Jordan from before you, until ye were passed over, as the Lord your God did to the Red sea, which he dried up from before us, until we were gone over: Fa nataon' i Jehovah Andriamanitrareo maina ny falehan' ny rano Jordana teo anoloanareo mandra-pitanareo, dia tahaka ny nataon' i Jehovah Andriamanitrareo tamin' ny Ranomasina Mena, izay nataony maina teo anoloantsika mandra-pitantsika, Satria nataon' ny Tompo Andriamanitrareo maina ny ranon' i Jordany teo anoloanareo mandra-pitanareo, toy ny nataon' ny Tompo Andriamanitrareo tamin' ny ranomasina Mena, izay nataony maina teo anoloantsika, mandra-pitantsika, parce que Yahvé votre Dieu assécha devant vous les eaux du Jourdain jusqu'à ce que vous eussiez traversé, comme Yahvé votre Dieu l' avait fait pour la mer des Roseaux qu' il assécha devant nous jusqu'à ce que nous l' eussions traversée,