<-
->

1Sm / 1Sam 17:10 And the Philistine said, I defy the armies of Israel this day; give me a man, that we may fight together. Ary hoy ilay Filistina: Izaho efa nihaika ny miaramilan' ny Isiraely androany; amoahy lehilahy iray aho hiady amiko. Mbola nanohy ihany io Filistina io nanao hoe: Lasa izay ny fihaikako ny miaramilan' Israely anio,ka amoahy lehilahy anankiray aho dia hikatroka izahay! Le Philistin dit aussi : " Moi, j' ai lancé aujourd' hui un défi aux lignes d' Israël. Donnez-moi un homme, et que nous nous mesurions en combat singulier! "