<-
->

1Sm / 1Sam 17:4 And there went out a champion out of the camp of the Philistines, named Goliath, of Gath, whose height was six cubits and a span. Ary nisy lehilahy iray mpihantsy ady nivoaka avy teny amin' ny tobin' ny Filistina, Goliata avy any Gata no anarany; enina hakiho sy irain-jehy no halavany Tamin' izay dia nivoaka avy teo amin' ny tobin' ny Filistina ity mpiady anankiray, Goliata no anarany, ary avy any Geta: enina hakiho sy irain-jehy ny halavany. Un champion sortit des rangs philistins. Il s' appelait Goliath, de Gat, et sa taille était de six coudées et un empan.