<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 27:11 | And |
Ary tsy nisy novelomin' i Davida ho entiny any Gata, na lehilahy na vehivavy; fa hoy izy: Andrao izahay lazainy hoe: Toy izany no nataon' i Davida, ary toy izany no fanaony tamin' ny andro rehetra nitoerany tany amin' ny tanin' ny Filistina. | Fa ny olona no tsy nasian' i Davida miangana, ho enti-mankany Geta, na lahy na vavy, dia hoy izy anakampo: fandrao manao filazana mamely antsika ireo, manao hoe: Izao sy izao no nataon' i Davida. Ary toy izany mandrakariva no nataony, tamin' ny andro rehetra nitoerany tany amin' ny tanin' ny Filistina; |