<-
->

1Sm / 1Sam 5:5 Therefore neither the priests of Dagon, nor any that come into Dagon' s house, tread on the threshold of Dagon in Ashdod unto this day. izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona, na izay miditra ao an-tranony, ny tokonam-baravaran' i Dagona ao Asdoda mandraka androany). fa ny tenabeny miendri-kazandrano no sisa. Izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona mbamin' izay rehetra miditra ao an-tranon' i Dagona any Azota, ny tokonam-baravaran' i Dagona mandrak' androany. C' est pourquoi les prêtres de Dagôn et tous ceux qui entrent dans le temple de Dagôn ne foulent pas du pied le seuil de Dagôn à Ashdod, encore aujourd' hui.