<-
->

1Sm / 1Sam 6:20 And the men of Bethshemesh said, Who is able to stand before this holy Lord God? and to whom shall he go up from us? Ary hoy ny mponina tao Beti-semesy: Iza no mahajanona eo anoloan' izao Jehovah Andriamanitra masina izao? Ary ho amin' iza no hiakarany, rehefa miala amintsika? Ary hoy ny olona ao Beti-Samesy: Iza no ho velona eo anoloan' ny Tompo, dia izany Andriamanitra masina izany? Ary ho any amin' iza no hiakarany, avy eto amintsika? Alors les gens de Bet-Shémesh dirent : " Qui pourrait tenir en face de Yahvé, le Dieu Saint ? Chez qui montera-t-il loin de nous ? "