Fizahan-teny

Ohabolana : afindrafindrao

Ohabolana 1Na dia eo aza ny akanga tsara soratra, ny afindrafindrao tsy azo avela. [1.62]
Fanazavana malagasyTsy ny fomba aman-panao entin' ny vahiny avy any ivelany mihitsy no hanariana an'izay mahazatra sy maha izy ny tena, na dia atao aza hoe misy mitondra soa ihany amin'ireny fanao vahiny ireny. [1.62]

Fizahan-teny