Ohabolana : akanga reraka

Ohabolana100 Akanga reraka , ka tsy mahanika ny avo intsony. [Veyrières 1913 #2578, Cousins 1871 #33, Houlder 1895]
Akanga reraka tsy mahasidina ambony. [Rajemisa 1985]
Akanga reraka tsy mahasidina avo . [Rinara 1974]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny tsy fahafahana manao zavatra noho ny harerahana. [Rajemisa 1985]
Ilazana ny akanga tsy afa-manidina avo noho ny hanoanana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Gens déchus sont comme la pintade épuisée qui ne peut plus gravir les hauteurs. [Veyrières 1913]
Une pintade fatiguée: elle ne peut plus monter sur les arbres ou rochers hauts. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait de toutes les déchéances. [Veyrières 1913 #2578]

Fizahan-teny