Ohabolana : Ambanidia

Ohabolana380 Anamalahon' Ambanidia : takalo kely no ananana azy. [Veyrières 1913 #5249, Cousins 1871 #156]
Anantsongan' Ambanidia : takalo kely no ananana azy. [Rinara 1974 #200]
Dikanteny frantsay Plantes potagères d' Ambanidia : on les obtient par de petits échanges. [Veyrières 1913 #5249]
Fanazavana frantsay Se disait des petites attentions réciproques qui entretiennent l' amitié. [Veyrières 1913 #5249]

Fizahan-teny