Ohabolana : ampiraisina

Ohabolana2731 Izao isika izao maty iray fasana , velona iray trano . [Houlder 1895 #249, Cousins 1871 #1172]
Izao isika izao : velona ampiraisin' ny trano , maty akamban' ny fasana . [Rinara 1974 #1472]
Maty , iray fasana ; velona, iray trano . [Nicol 1935 #405]
Dikanteny frantsay Morts, nous avons la même tombe ; vivants, la même maison. [Nicol 1935 #405]
Pour nous, nous serons unis dans la mort, comme nous sommes unis dans la vie. Litt. nous avons une tombe commune et une demeure commune. [Houlder 1895 #249]

Fizahan-teny