Ohabolana : ampongabe

Ohabolana374 Ampongabe sy langoraony : tsy mitovy feo fa mifanaraka . [Rinara 1974 #192]

Ohabolana1148 Aza manao tahaka ny vorontsiloza : miebanebana tsy ankizivavy , dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy , dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany; maneno tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy , dia izy ihany, manakora tsy adin' ombalahy , dia izy ihany, miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany, midoboka tsy ampongabe , dia mbola izy ihany koa. [Rinara 1974]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy , dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy , dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza , dia izy ihany; midoboka tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]

Fizahan-teny