Ohabolana : anelanelany

Ohabolana3111 Latsaka anelanelany hoatry ny kaka . [Veyrières 1913 #2606]
Latsaka anelanelany ohatra ny kaka . [Cousins 1871, Rajemisa 1985]
Latsaka an' elanelany tahaka ny kaka . [Rinara 1974 #1755]
Latsaka anelanelany toy ny kaka. [Houlder 1895 #1009]
Fanazavana malagasy Sendra fahasahiranana manery andaniny roa avy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Placé entre deux maux comme la parcelle de nourriture placée entre les dents. [Veyrières 1913 #2606]
Pris des deux côtés comme un coin. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait d'une situation inextricable. [Veyrières 1913 #2606]

Fizahan-teny