Fizahan-teny

Ohabolana : anti-bavy

Ohabolana 1Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [1.147 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [2.165]
Fanazavana malagasyAnti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [2.165]

Ohabolana 2Antibavy nanano fodiavoho, atero Ambodivavaka fa nangala-tsonia. [1.147 #A84]

Ohabolana 3Antibavy nanano tsitenotenona : mahatsiaro raha fanin-taloha. [1.147 #A82]

Ohabolana 4Antibavy nanara-bady, nandao havam-poana. [1.147 #A83]

Fizahan-teny