Fizahan-teny

Ohabolana : mangotraka

Ohabolana 1Ny mangotraka naman’ ny masaka; ny tsara antoka naman’ ny lasa. [2.653 #2327]
Ny mangotraka naman' ny masaka, ny tsara mpiantoka naman' ny vonona. [2.558 #3119]

Ohabolana 2Zanaky ny efa mangotraka tsy matahotra izay mangorovitsika. [2.558 #5088]

Fizahan-teny