Fizahan-teny

Ohabolana : mifanentana

Ohabolana 1Mpijoko voajoko ka sendra ny valiny mifanentana (antonona azy). [2.558 #2617]

Ohabolana 2Vary sosoa nilaofan-kitoza, ka tsy soa fa mifanentana. [2.558]

Fizahan-teny