Teny iditra ahiahy (ahy)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Mba tsy hisian' ny ahiahy anefa, inty taratasy fanamarinana ny fanananareo trosa amiko. [ahiahy, takila 32]
Endriteny  
ahiahy
ahiahiko
ahiahinao
ahiahiny
ahiahintsika
ahiahinay
ahiahinareo
ahiahin'
ahiahin-
ahiahim-
Teny nalaina  

2015/08/16