Teny iditra ambo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Taimoro, Tambahoaka, Tanala] Avo [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] avo, lava tsanganana [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] avo, tehoambo, mandringa [Rakotosaona 1975]
 Avo: Trano ambo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy high, lofty, long, overhead. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] haut. [David: Dialectes (takila A)]
Mpitovy hevitra abo ~ avo ~ abo
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra ambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' aretina sahala amin' ny androbe [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31