Teny iditra Ambohitsilaozana (vohitra, tsy, lao)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Ohatra Lasa ilay Soanagaly nahavita be tao Ambohitsilaozana. [Andraina: Mitaraina, takila 255]
Voambolana 
Haianarantany vohitra, tsy, lao

2013/12/20