Teny iditra ampahany (an-, faha, -ny)
Sokajin-teny anarana ampaha sy mpisolo
Famaritana malagasy Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a fractionnal part [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay une partie, une fraction [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ampahañy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] mandritra [Rakotosaona 1972]

2014/05/02