Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   akaiky: eo anilan' ny tranonay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   à côté, d'un côté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Tsipelina hafa  

Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as mifanila [Richardson 1885]

2015/03/22