Teny iditra ary tongotra aman-tanana (ary, tongotra, amana, tanana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   milaza ny zaza vao mitsaika efa misy tongony sy tanany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   having hands and feet, i.e. having become a living being. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07