Teny iditra eky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Obéissance, soumission, consentement, acceptation, approbation, aveu, confession [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra eky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Oui, c'est bien cela. [1.19]
Tovy hevitra eka ~ ekany ~ heka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31