Teny iditra | fanabony (abony) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manabony na mambosy, mamitaka olona amin' ny tambitamby, manolikoly [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qu'on trompe, manière de tromper [1.3] | |
Mpanahaka | fanabosy ~ fambosy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |