Teny iditra abony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fandrisihana na fandroboana olona hanao [...]
Mitovy hevitra: doka ~ fandriamalemy lafika ~ kobaka am-bava ~ lango malemy ~ lokanga hisatra ~ pasopasoka ~ risika ~ robo ~ roboka ~ ronono an-tavy ~ safosafo ~ safosiaka ~ safovody ~ tambitamby ~ taona ~ teny malefaka ~ tsetsaka ~ volana hatenda ~ volana mahadradraka
¶ famokisana hanao zavatra na tsara na rat [...]
Mitovy hevitra: bontsina ~ fo omena ~ toho-tsofina
¶ fitaka atao olona an-kafetsena
Mitovy hevitra: angoly ~ antohim-bato ~ fahan-dalitra ~ fangopangoka ~ saroro ~ sarory ~ sodika ~ solia ~ sombe ~ sombia ~ vato mafana atolotra ~ vohony [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Fourberie, cajolerie [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
abony
aboniko
aboninao
aboniny
abonintsika
aboninay
aboninareo
abonin'
abonin-
abonim-
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   bony

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18